Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 13:3 - Baiboly Katolika

Nikambana tamin’izy ireo koa i Menelasa sady namporisika an’i Antiôkosy tamim-pihatsarambelatsihy lozan-tany, tsy mba ho famonjena ny tanindrazany anefa, fa noho ny fanantenany haverina amin’ny voninahiny indray.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Nikambana tamin’izy ireo i Menelà sady nihatsaravelatsihy erỳ manangoly an’i Antiôkosa; kanefa tsy mba ho famonjena ny tanindrazany izany fa noho ny fanantenany haverina indray amin’ny andraikitra maha mpisorombe azy.

Jereo ny toko



2Makabeo 13:3
0 Rohy Ifampitohizana