2Makabeo 13:26 - Baiboly Katolika Ka niakatra teo amin’ny fipetrahan’ny mpitsara i Lisiasy niaro ny fanekena araka izay azo atao, dia nitaona sy nandamina tsara ny fon’ny olona, vao niainga ho any Antiôkia. Toy izany no nalehan’ny famelezana sy fihatahan’ny mpanjaka. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Koa niakatra teo amin’ny lampivato i Lisià ary niaro ny fifanekena araka izay azony natao; dia nandresy lahatra ny mpihaino izy, sy nampilamina azy ary nahatarika azy hilefaka, izay vao niainga ho any Antiôkia. Toy izany no zava-nitranga tamin’ny fanafihana sy fihatahan’i Antiôkôsa mpanjaka. |