Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 13:25 - Baiboly Katolika

Kanjo nony tonga tao Ptôlemaisa ny mpanjaka, nasehon’ny mponina tao ny fahasosorany noho ny fanekena, fa nahatezitra azy izany, sy tsy tiany akory ny hanatanteraka ny zavatra tapaka ao aminy.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Kanjo nony tonga tao Ptôlemaîda ny mpanjaka, dia nasehon’ny mponin’io tanàna io ny hasosorany amin’ny fifanekena, satria nahatezitra azy tokoa izany ka tiany holavina ny zavatra tinapaka.

Jereo ny toko



2Makabeo 13:25
0 Rohy Ifampitohizana