Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 13:24 - Baiboly Katolika

ary noraisiny tsara i Makabeo sady napetrany ho governoran’ny miaramila hatrany Ptôlemaisa ka hatrany amin’ny Gerenianina.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

ary koa nandraisany tsara an’i Joda Makabeo. I Hezemônida no napetraky ny mpanjaka ho governoran’ny faritra izay manomboka eo Ptôlemaîda ka miafara any Gerà.

Jereo ny toko



2Makabeo 13:24
0 Rohy Ifampitohizana