Nifandrindra fanindroany tamin’ireo nafahirano ny mpanjaka, ka nanolotra tanana azy ireo, sy nandray ny azy, dia nihataka;
Nifandrindra fanindroany tamin’ireo mponin’i Bety-Tsoro ny mpanjaka, ary nanaiky hanao fifampihavanana taminy, ka nampihataka ny tafiny;