Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 13:21 - Baiboly Katolika

I Radôkôsa isan’ny tafiky ny Jody kosa anefa nilaza ny zava-miafina tamin’ny fahavalo; natao ny famotorana dia azo izy, ka natao an-tranomaizina.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Kanefa i Rôdôka, izay anisan’ny miaramila jiosy, dia nilaza tsiambaratelon-tafika tamin’ny fahavalo; nokarohina izy, ka voasambotra ary novonoina ho faty.

Jereo ny toko



2Makabeo 13:21
0 Rohy Ifampitohizana