Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 13:2 - Baiboly Katolika

ary i Lisiasy mpiahy ama-mpandraharahany koa, nanaraka azy; izy roa lahy samy nitarika tafika grika, izay nisy miaramila an-tongotra 110.000, an-tsoavaly 5.300, elefanta 22, ary kalesy misy antsy lava 300.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Niaraka tamin’ny mpanjaka koa i Lisià, mpanabe azy sady praiminisitra. Tafika grika no samy notarihin’izy roa lahy, dia tafika izay nahitana miaramila an-tongotra nisy antokon-tafika 110 sy miaramila an-tsoavaly nisy antokon-tafika dimy sy andiany telo, elefanta 22 ary kalesy telonjato mirongo antsy lava tsirairay avy.

Jereo ny toko



2Makabeo 13:2
0 Rohy Ifampitohizana