Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 13:19 - Baiboly Katolika

Niroso hamely an’i Betsora tanàna mimanda mafy an’ny Jody izy, kanjo voatosika, tsy nahomby, resy.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Niroso izy hamely an’i Bety-Tsoro izay tanàna mimanda mafy an’ny Jiosy, saingy voatosika izy ka tsy nahomby fa resy.

Jereo ny toko



2Makabeo 13:19
0 Rohy Ifampitohizana