Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 13:18 - Baiboly Katolika

Nony nahatsapa ny herim-pon’ny Jody toy izany ny mpanjaka, dia izay hahazoana an-kafetsena ny tanàna indray no nandramany.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Rehefa tsapan’i Antiôkosa mpanjaka izany herimpon’ny Jiosy izany, dia izay hahazoana an-kafetsena ireo tanàna nisy azy no nandramany.

Jereo ny toko



2Makabeo 13:18
0 Rohy Ifampitohizana