Hany ka nataony safotry ny fivadiham-po amam-pifanaritahana ny tao an-toby, vao nialany tamim-pahombiazana tanteraka.
Hany ka nivadi-po sy nifanaritaka aoka izany ny tao an-tobim-pahavalo vao nialan’ny Jiosy tamim-pahombiazana tanteraka