Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 13:13 - Baiboly Katolika

Ka niresaka manokana tamin’ny loholona izy aloha, dia nanapa-kevitra ny tsy hiandry ny mpanjaka, hitondra ny tafiny hiditra an’i Jodea, sy hahafaka an’i Jerosalema, fa hiroso miaraka amin’izay sy hamita ny raharaha amin’ny fanampian’ny Tompo.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Rehefa niresaka manokana tamin’ny loholona i Joda, dia nanapa-kevitra ny tsy hiandry ny mpanjaka hitondra ny tafiny hiditra ao Jodea sy haka ny tanàna Jerosalema, fa ny hiainga kosa miaraka amin’izay sy hisahan-draharaha ombàn’ny fanampian’ny Tompo.

Jereo ny toko



2Makabeo 13:13
0 Rohy Ifampitohizana