2Makabeo 13:12 - Baiboly Katolika Nony efa niara-nivavaka toy izany sy nitaraina tamin’ny Tompo mpamindra fo izy rehetra, nanao an-dranomaso sy nifady hanina, sady nandohalika tsy tapaka nandritra ny hateloana, dia namporisihin’i Jodasy izy ireo ary nasainy niomana mba ho vonona. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Niara-nivavaka toy izany izy rehetra sy nitaraina tamin’ny Tompo mpamindrafo ka nanao an-dranomaso sy nifady hanina sady nandohalika lalandava nandritra ny telo andro; avy eo dia nanao teny fampaherezana azy i Joda ary nandidy azy hiomana hiatrika ady. |