Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 13:11 - Baiboly Katolika

efa hoesorina amin’ny lalàna, amin’ny tanindrazany, amin’ny tempoly masina; ary mba tsy havelany ho latsaka eo am-pelatanan’ny firenena mankahala ny fivavahana ity vahoaka vao teo no nahita hiainana.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Izany vahoaka izay vao teo no nahita hiainana izany no nasain’i Joda nivavaka mba tsy havelan’ny Tompo ho latsaka eo am-pelatanan’ny firenena mpaniratsira.

Jereo ny toko



2Makabeo 13:11
0 Rohy Ifampitohizana