Tamin’ny taona faha-149, ren’i Jodasy sy ny namany fa tamy hamely an’i Jodea i Antiôkosy Eopatôra mitondra miaramila maro;
Tamin’ny taona faha-149 dia henon’i Joda Makabeo sy ny namany fa tamy hamely an’i Jodea i Antiôkôsa Eopatôra ombà-miaramila maro.