Ka dia niara-nisaotra an’Andriamanitra mpamindra fo izy rehetra, sady samy vonon-kiady tsy hoe amin’ny olona ihany, fa amin’ny biby faran’izay masiaka koa, ary hamaky ny manda vy aza.
Ka indray nisaotra an’Andriamanitra mpamindra fo izy rehetra, samy nahatsapa hovoaentanin-kery lehibe ka vonon-kanagorobaka tsy hoe ny olona ihany fa ny biby faran’izay masiaka koa, ary hamaky manda vy aza.