Niroso tamin-kafanam-po sy herim-po avokoa izy rehetra; ary mbola teo am-pahatazànana an’i Jerosalema ihany izy, dia indro nisy mpitaingin-tsoavaly niseho teo alohany, nampandihy fiadiana volamena.
Indray niroso tamin-kafanampo avokoa izy rehetra; ary mbola tsy lavitra loatra an’i Jerosalema izy no indro nisy mpitaingin-tsoavaly niseho teo alohany sady nampandihy fiadiana volamena.