Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 11:7 - Baiboly Katolika

Dia i Makabeo no nandray fiadiana voalohany sy namporisika ireto sisa hanao vy very ny ainy miaraka aminy hamonjy ireo rahalahiny.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Avy eo dia ny tenan’i Makabeo no nandray fiadiana voalohany sy nampirisika ny hafa hanao vy very ny ainy miaraka aminy hamonjy ireo mpiray firenena.

Jereo ny toko



2Makabeo 11:7
0 Rohy Ifampitohizana