Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 11:6 - Baiboly Katolika

Vao nandre i Makabeo sy ny namany fa hoe: ataon’i Lisiasy fahirano ny trano mimanda, dia nivavaka tamim-pisentoana aman-dranomaso tamin’ny Tompo izy narahin’ny vahoaka rehetra mba haniraka Anjely tsara hamonjy an’i Israely.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Vao ren’i Joda Makabeo sy ny namany fa hoe ataon’i Lisià fahirano ny tranomimanda, dia namory vahoaka izy ka niara-nivavaka ombàm-pisentoana sy ranomaso tamin’ny Tompo mba hanirahany anjely tsara anankiray hamonjy an’i Israely.

Jereo ny toko



2Makabeo 11:6
0 Rohy Ifampitohizana