Nony tafiditra an’i Jodea izy, dia nanatona an’i Betsora, tanàna sarotra hatonina, sahabo ho dimy stady raha eo Jerosalema, ka nanery azy mafy.
Nony tafiditra an’i Jodea izy ka nanakaiky an’i Bety-Tsoro, toera-mafy sahabo ho 28 kilaometatra atsimon’i Jerosalema, dia nanomboka nanery azy.