Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 11:4 - Baiboly Katolika

tsy noheveriny akory tamin’izany izay fahefan’Andriamanitra fa ny miaramilany an-tongotra alinalina, sy ny an-tsoavaly arivoarivo, ary ny elefantany valopolo no nireherehany fatratra.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Tsy noheverin’i Lisià akory tamin’izany izay fahefan’Andriamanitra; fa ny miaramilany an-tongotra nisy antokon-tafika ampolony maro sy ny miaramilany an-tsoavaly an’arivony ary ny elefantany valopolo no nianteherany fatratra.

Jereo ny toko



2Makabeo 11:4
0 Rohy Ifampitohizana