Ireo zavatra efa neken’i Lisiasy havan’ny mpanjaka, taminareo, dia ekenay aminareo koa.
Ireo zavatra efa neken’i Lisià «havan’ny mpanjaka» taminareo, dia ankatoavinay tanteraka koa.