Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Ity boky ity tsy aingam-panahy avy amin'Andriamanitra ary tsy anisan'ny kanônan'ny Kristiana na ny Tanakh an'ny Jiosy. Aseho fotsiny ho amin'ny tanjona ara-tantara sy fianarana. Jereo ny fanazavana feno

2Makabeo 11:34 - Baiboly Katolika

34 Ny Rômanina koa nampitondra taratasy ho an’ny Jody, araka izao: «I Kointosa Memiosa sy i Titosa Manliosa, iraky ny Rômanina, maniry fiadanana ho an’ny Jody.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

34 Ny Rômanina koa dia nandefa taratasy ho an’ny Jiosy mirakitra izao teny izao: «I Kointa Memy sy i Tito Manily ary i Many Serjy, samy iraky ny Rômanina, dia miarahaba anareo Jiosy.

Jereo ny toko dika mitovy




2Makabeo 11:34
0 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra