Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 11:3 - Baiboly Katolika

sy hampandoa hetra ny Tempoly, toraky ny fitoerana masin’ny firenena masina, ary hivarotra isan-taona ny fiandrianan’ny mpisorona lehibe;

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Tiany hampandoavina hetra ny toera-masina, tahaka ny tempoly rehetra any amin’ny hafa firenena any, ary hamidy isan-taona ny andraikitra maha mpisorombe.

Jereo ny toko



2Makabeo 11:3
0 Rohy Ifampitohizana