ka namory miaramila sahabo ho 80.000, mbamin’ny an-tsoavaly rehetra, dia niroso hamely ny Jody, nanantena mihitsy fa hamponina ny Grika ao amin’ny tanàna masina,
dia namory miaramila sahabo ho antokon-tafika valopolo mbamin’ny miaramila an-tsoavaly rehetra izy, ka niroso hamely ny Jiosy. Nampoiziny mihitsy ny hahatonga an’i Jerosalema ho tanàna fonenan’ny Grika.