ka dia naniraka ho any amin’izy ireo izy, hanolotra fihavanana araka izay famarafarana marina rehetra, ka dia nanolo-tena amin’izay hampanaiky ny mpanjaka ny tokony hihavanany amin’izy ireo.
dia nandefasany iraka ireo mba hanolotra fihavanana araka izay famarafarana rehetra ara-drariny, ary nanome toky i Lisià fa hampanaiky ny mpanjaka hanjary sakaizan’ny Jiosy.