Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




2Makabeo 11:13 - Baiboly Katolika

Nefa noho izy nanan-tsaina ihany, dia nandinika ity fahareseny, ary fantany fa tsy azo resena ny Hebrio, satria Andriamanitra mahefa ny zavatra rehetra no miara-miady aminy,

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Kanefa nanan-tsaina i Lisià ka nandinika ity fahareseny, ary nahatsapa fa tsy azo resena ny Jiosy satria Ilay Andriamanitra mahery no miara-miady aminy;

Jereo ny toko



2Makabeo 11:13
0 Rohy Ifampitohizana