ary ny sisa nataony vaky nandositra. Ny ankabeazany nandositra efa voaratra sy nanary fiadiana; ny tenan’i Lisiasy aza tsy nahavonjy ny ainy, afa-tsy tamin’ny lositra mahamenatra.
ary ny sisa nataony vaky nandositra. Efa voaratra sy nanary fiadiana ny ankamaroan’ny mpandositra ary ny tenan’i Lisià aza tsy nahavonjy ny ainy, afa-tsy tamin’ny fandosirana mahamenatra.