Niantoraka toy ny liona tamin’ny fahavalo, ka miaramila an-tongotra 11.000, sy an-tsoavaly 16.000 no natsingidiny tamin’ny tany,
Niantoraka toy ny liona tamin’ny fahavalo ireo mpomba an’i Joda Makabeo, ka miaramila an-tongotra nisy antokon-tafika 11 sy miaramila an-tsoavaly 1 060 no natsingidiny tamin’ny tany,