2Tantara 27:2 - Baiboly Katolika Nanao izay mahitsy eo imason’i Iaveh, araka izay rehetra nataon’i Oziasa rainy izy, fa tsy mba niditra tao an-tempolin’i Iaveh; ny vahoaka kosa mbola niharatsy ihany. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Nanao izay mahitsy teo imason’NY TOMPO izy, tahaka izay nataon’i Ozia rainy; nefa kosa tsy mba niditra tao amin’ny tempolin’NY TOMPO izy. Ary mbola nanao izay ratsy ihany ny vahoaka rehetra. DIEM PROTESTANTA Nanao izay mahitsy eo imason’ny TOMPO i Jôtama, tahaka izay nataon’i Hozià rainy, kanefa tsy mba niditra tao amin’ny Toeramasin’ny TOMPO. Saingy mbola niharatsy toetra ihany ny vahoaka. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Nanao izay mahitsy eo imason’ny TOMPO i Jôtama, tahaka izay nataon’i Hozià rainy, kanefa tsy mba niditra tao amin’ny Toeramasin’ny TOMPO. Saingy mbola niharatsy toetra ihany ny vahoaka. Baiboly Protestanta Malagasy Ary nanao izay mahitsy eo imason’i Jehovah izy, tahaka izay nataon’i Ozia rainy; nefa kosa tsy mba niditra tao amin’ny tempolin’i Jehovah izy. Ary ny vahoaka rehetra mbola nanao ratsy ihany. Malagasy Bible Ary nanao izay mahitsy eo imason'i Jehovah izy, tahaka izay nataon'i Ozia rainy; nefa kosa tsy mba niditra tao amin'ny tempolin'i Jehovah izy. Ary ny vahoaka rehetra mbola nanao ratsy ihany. La Bible en Malgache Nanao izay mahitsy teo imason’NY TOMPO izy, tahaka izay nataon’i Ozia rainy; nefa kosa tsy mba niditra tao amin’ny tempolin’NY TOMPO izy. Ary mbola nanao izay ratsy ihany ny vahoaka rehetra. |
Ary 20 taona i Akaza fony vao nanjaka, ary 16 taona no nanjakany teo Jerosalema. Tsy nanao izay mahitsy eo anatrehan’i Iaveh tahaka an’i Davida rainy izy,
Dia hoy i Iaveh tamin’i Môizy: «Mandehana midina ianao fa nanao ratsy be vava ilay vahoaka nentinao niakatra avy tany amin’ny tany Ejipta.
Adray! ry ilay firenena mpanota, vahoaka mavesa-keloka, tarana-dratsy, zana-meloka! Nandao an’i Iaveh izy ireo, naniratsira an’Ilay Masin’i Israely, nihataka nihemotra.