Nonina tany amin’ny efitra Faràna izy; ary nangalan-dreniny vady avy amin’ny tany Ejipta.
2Tantara 24:3 - Baiboly Katolika Roa no vady nalain’i Jôiadà ho an’i Jôasy ary niteraka zazalahy aman-jazavavy izy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary nakan’i Joiada vady roa i Joasy, dia niteraka lahy sy vavy. DIEM PROTESTANTA Ary nangalan’i Jôiadà vady roa i Jôasy, ka niteraka zazalahy sy zazavavy taminy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary nangalan’i Jôiadà vady roa i Jôasy, ka niteraka zazalahy sy zazavavy taminy. Baiboly Protestanta Malagasy Ary nangalan’i Joiada vady roa Joasy, dia niteraka zazalahy sy zazavavy izy. Malagasy Bible Ary nangalan'i Joiada vady roa Joasy, dia niteraka zazalahy sy zazavavy izy. La Bible en Malgache Ary nakan’i Joiada vady roa i Joasy, dia niteraka lahy sy vavy. |
Nonina tany amin’ny efitra Faràna izy; ary nangalan-dreniny vady avy amin’ny tany Ejipta.
fa any amin’ny tanindrazako, any amin’ny tany niaviako, no halehanao haka vady ho an’Isaaka zanako.»
Nanao izay mahitsy eo imason’i Iaveh i Jôasy tamin’ny andro rehetra niainan’i Jôiadà mpisorona.