Nifaly avokoa ny vahoaka rehetra tamin’ny tany, nandry feizay ny tanàna, ary novonoina tamin’ny sabatra tao an-tranon’ny mpanjaka i Atalia.
2Tantara 23:21 - Baiboly Katolika Nifaly ny vahoaka rehetra amin’ny tany ary nandry feizay ny tanàna. Fa i Atalia novonoina tamin’ny sabatra. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia nifaly ny vahoaka rehetra; ary nandry fehizay ny tanàna, fa efa novonoiny tamin’ny sabatra i Atalia. DIEM PROTESTANTA dia nifaly ny vahoaka rehetra. Ary nandry feizay ny tanàna, satria efa matin-tsabatra i Hatalià. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara dia nifaly ny vahoaka rehetra. Ary nandry feizay ny tanàna, satria efa matin-tsabatra i Hatalià. Baiboly Protestanta Malagasy Dia nifaly ny vahoaka rehetra; ary nandry fahizay ny tanàna, fa Atalia efa novonoiny tamin’ny sabatra. Malagasy Bible Dia nifaly ny vahoaka rehetra; ary nandry fahizay ny tanana, fa Atalia efa novonoiny tamin'ny sabatra. La Bible en Malgache Dia nifaly ny vahoaka rehetra; ary nandry fehizay ny tanàna, fa efa novonoiny tamin’ny sabatra i Atalia. |
Nifaly avokoa ny vahoaka rehetra tamin’ny tany, nandry feizay ny tanàna, ary novonoina tamin’ny sabatra tao an-tranon’ny mpanjaka i Atalia.
Efa roa amby roapolo taona i Okoziasa, fony tonga mpanjaka, ary herintaona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia i Atalia, zanak’i Amrì, mpanjakan’i Israely.
Mifaly ny tanàna, raha sambatra ny marina; mihoby hafaliana ny olona, raha ringana ny ratsy fanahy.
Mifalia noho ny nanjò azy ianao, ry lanitra, sy ianareo olo-masina, mbaminareo apôstôly sy mpaminany koa, fa fanomezan-drariny anareo no nanamelohan’Andriamanitra azy.