Nandeha tamin’ny lalan’ireo taranak’i Akaba koa izy, fa ireniny no mpanoro hevitra azy hampanota azy.
2Tantara 22:4 - Baiboly Katolika Nanao izay ratsy eo imason’i Iaveh izy, toy ny taranak’i Akaba, izay mpanoro hevitra azy nahavery azy, tatỳ aorian’ny nahafatesan-drainy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Dia nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO toy ny taranak’i Ahaba izy; satria ireny no nanome saina azy taorianan’ny nahafatesan’ny rainy ka nampidi-doza taminy. DIEM PROTESTANTA Ka dia nanao izay ratsy eo imason’ny TOMPO toy ny taranak’i Ahaba izy, satria ireo no mpanolotsaina azy taorian’ny nahafatesan’i Jôrama rainy ka nampidi-doza azy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ka dia nanao izay ratsy eo imason’ny TOMPO toy ny taranak’i Ahaba izy, satria ireo no mpanolotsaina azy taorian’ny nahafatesan’i Jôrama rainy ka nampidi-doza azy. Baiboly Protestanta Malagasy Ka dia nanao izay ratsy eo imason’i Jehovah toy ny taranak’i Ahaba izy; fa ireny no nanome saina azy taorian’ny nahafatesan’ny rainy ka nampidi-doza taminy. Malagasy Bible Ka dia nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah toy ny taranak'i Ahaba izy; fa ireny no nanome saina azy taorian'ny nahafatesan'ny rainy ka nampidi-doza taminy. La Bible en Malgache Dia nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO toy ny taranak’i Ahaba izy; satria ireny no nanome saina azy taorianan’ny nahafatesan’ny rainy ka nampidi-doza taminy. |
Nandeha tamin’ny lalan’ireo taranak’i Akaba koa izy, fa ireniny no mpanoro hevitra azy hampanota azy.
Ny tamà-miaraka amin’ny hendry, hihahendry; fa ny mivarilena amin’ny adala, hiharatsy.
Anaka, raha mitsahatra tsy mihaino fampianarana ianao, dia hanalavitra ny tenin’ny fahaizana.
Mitandrina ny fitsipik’i Amrì ny olona, mbamin’ny fanaon’ny taranak’i Akaba rehetra, ary mandeha araka ny toroheviny ianareo, mba hanolorako anareo amin’ny fandringanana, ary ny mponina amin’ny tany, ho amin’ny fisitrisìrana, ka hivesaranareo ny latsan’ny vahoakako.