Dia nentin’izy ireo i Asaela ka naleviny tao amin’ny fasan-drainy izay ao Betlehema. Ary nandeha nandritra ny alina manontolo i Jôaba sy ny olony, ka vao nazava ratsy ny andro dia tonga tany Hebrôna izy.
2Tantara 21:1 - Baiboly Katolika Nody mandry any amin’ny razany i Jôsafata, dia nalevina tao amin’ny razany, ao an-tanànan’i Davida, ary i Jôrama zanany no nanjaka nandimby azy. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ary nodimandry any amin’ny razany i Josafata ka nalevina tao amin’ny razany tao an-Tanànan’i Davida izy; ary i Jehorama zanany no nanjaka nandimby azy. DIEM PROTESTANTA Rehefa lasa nodimandry any amin’ny razany i Jôsafata, dia nalevina tao amin’ny fasam-pianakaviany tao an-Tanànan’i Davida; ary i Jôrama zanany lahy no nanjaka nandimby azy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Rehefa lasa nodimandry any amin’ny razany i Jôsafata, dia nalevina tao amin’ny fasam-pianakaviany tao an-Tanànan’i Davida; ary i Jôrama zanany lahy no nanjaka nandimby azy. Baiboly Protestanta Malagasy ARY Josafata lasa nodi-mandry any amin’ny razany, dia nalevina tao amin’ny razany tao an-Tanànan’i Davida izy; ary Jehorama zanany no nanjaka nandimby azy. Malagasy Bible Ary Josafata lasa nodi-mandry any amin'ny razany, dia nalevina tao amin'ny razany tao an-Tanànan'i Davida izy; ary Jehorama zanany no nanjaka nandimby azy. La Bible en Malgache Ary nodimandry any amin’ny razany i Josafata ka nalevina tao amin’ny razany tao an-Tanànan’i Davida izy; ary i Jehorama zanany no nanjaka nandimby azy. |
Dia nentin’izy ireo i Asaela ka naleviny tao amin’ny fasan-drainy izay ao Betlehema. Ary nandeha nandritra ny alina manontolo i Jôaba sy ny olony, ka vao nazava ratsy ny andro dia tonga tany Hebrôna izy.
Dia hoy i Okoziasa zanak’i Akaba tamin’i Jôsafata: «Avelao ny mpanompoko hiaraka amin’ny mpanomponao eny an-tsambo.» Nefa tsy nety i Jôsafata.
Ary nody mandry any amin’ny razany i Jôrama, ka nalevina tao amin’ny razany, ao an-tanànan’i Davida; dia i Okoziasa zanany no nanjaka nandimby azy.
Ary nody mandry any amin’ny razany i Rôbôama ka nalevina tao an-tanànan’i Davida. I Abià zanany no nanjaka nandimby azy.
Fa tamin’izay i Eleazara zanak’i Dôdô, any Maresà, naminany ny amin’i Jôsafata nanao hoe: «Noho ianao nikambana tamin’i Okoziasa dia noravan’i Iaveh ny asanao.» Dia vaky ny sambo ka tsy afa-nankany Tarsisa.
Efa 32 taona i Jôrama fony vao nanjaka, ary valo taona no nanjakany tao Jerosalema. Lasa tsy nisy mpalahelo izy, ary nalevina tao an-tanànan’i Davida fa tsy mba tao amin’ny fasan’ny mpanjaka.
Dia nody mandry any amin’ny razany i Salômôna, ka nalevina tao an-tanànan’i Davida rainy, ary i Rôbôama zanany no nanjaka nandimby azy.