2Tantara 16:3 - Baiboly Katolika
«Aoka hisy fanekem-pihavanana amiko sy aminao, toy ny tamin-drainao sy tamin’ikaky. Mampanatitra volafotsy sy volamena ho anao aho. Ary ianao kosa, andeha tsoahy ny fanekenao amin’i Baasà, mpanjakan’i Israely, mba hialany amiko.»
Jereo ny toko
Aoka hisy fanekena amiko sy aminao, dia toy ilay tamin’ny raiko sy ny rainao; koa indro, mampanatitra volafotsy sy volamena ho anao aho ka andeha, tsoahy ny fanekenao amin’i Basa, mpanjakan’ny Israely, mba hialany amiko.
Jereo ny toko
«Aoka hisy fanekena amiko sy aminao, toy izay nisy tamin-draiko sy tamin-drainao. Koa indro mandefa volafotsy sy volamena ho anao aho; fa ndeha tsoahy ny fifanekenao tamin’i Bahasà mpanjakan’i Israely mba hialany amin’ny taniko.»

Misy fanekena amiko sy aminao, dia ilay tamin’ny raiko sy ny rainao; koa, indro, mampanatitra volafotsy sy volamena ho anao aho, ka andeha, tsoahy ny fanekenao amin’i Basa, mpanjakan’ny Isiraely, mba hialany amiko.
Jereo ny toko
Misy fanekena amiko sy aminao, dia ilay tamin'ny raiko sy ny rainao; koa, indro, mampanatitra volafotsy sy volamena ho anao aho, ka andeha, tsoahy ny fanekenao amin'i Basa, mpanjakan'ny Isiraely, mba hialany amiko.