Tamin’ny Filistinina nitoby tao an-dohasahan’ny Refaima dia nisy telo lahy tamin’ireo Kapiteny 30, nidina nankany amin’i Davida, tao an-johin’i Odolama tamin’ny fotoam-pijinjana.
2Tantara 11:7 - Baiboly Katolika i Betsora, i Sôkô, i Odolama, Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Bety-Zora, i Soko, i Adolama, DIEM PROTESTANTA i Bety-Tsoro sy i Sôkao ary i Hadolama, Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Bety-Tsoro sy i Sôkao ary i Hadolama, Baiboly Protestanta Malagasy sy Beti-zora sy Soko sy Adolama Malagasy Bible sy Beti-zora sy Soko sy Adolama La Bible en Malgache i Bety-Zora, i Soko, i Adolama, |
Tamin’ny Filistinina nitoby tao an-dohasahan’ny Refaima dia nisy telo lahy tamin’ireo Kapiteny 30, nidina nankany amin’i Davida, tao an-johin’i Odolama tamin’ny fotoam-pijinjana.
Ny Filistinina niely teny amin’ny tanàna eny amin’ny Sefelà sy ny Negeban’i Jodà; azony avokoa i Betsamesa, i Aialôna, i Gaderôta, i Sôkô sy ny tanàna momba azy, i Tamnà sy ny tanàna momba azy, i Gamzô sy ny tanàna momba azy, dia nonenany.
Hitondrako mpandresy ianao, ry ikala mponina ao Maresà; ho lasana hatrany Odolama ny tabihan’i Israely.
Niala teo i Davida ka nandositra tany amin’ny zohin’i Odolama. Nony nandre izany ny rahalahiny sy ny fianakavian-drainy rehetra, dia nidina nankany aminy koa.