«Mitenena amin-dRôbôama, zanak’i Salômôna, mpanjakan’i Jodà, sy amin’i Israely rehetra eo amin’i Jodà sy i Benjamina ka lazao hoe:
2Tantara 11:2 - Baiboly Katolika Kanjo tonga tamin’i Semaiasa olon’Andriamanitra, ny tenin’i Iaveh nanao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Kanjo tonga tamin’i Semaia, lehilahin’Andriamanitra, ny tenin’NY TOMPO hoe: DIEM PROTESTANTA Kanjo nisy tenin’ny TOMPO tamin’i Semahià olon’Andriamanitra, dia teny nanao hoe: Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Kanjo nisy tenin’ny TOMPO tamin’i Semahià olon’Andriamanitra, dia teny nanao hoe: Baiboly Protestanta Malagasy Kanjo kosa ny tenin’i Jehovah tonga tamin’i Semaia, lehilahin’Andriamanitra, ka nanao hoe: Malagasy Bible Kanjo kosa ny tenin'i Jehovah tonga tamin'i Semaia, lehilahin'Andriamanitra, ka nanao hoe: La Bible en Malgache Kanjo tonga tamin’i Semaia, lehilahin’Andriamanitra, ny tenin’NY TOMPO hoe: |
«Mitenena amin-dRôbôama, zanak’i Salômôna, mpanjakan’i Jodà, sy amin’i Israely rehetra eo amin’i Jodà sy i Benjamina ka lazao hoe:
Ny asa nataon-dRôbôama, na ny voalohany na ny farany, moa tsy efa voasoratra ao amin’ny Tenin’i Semaiasa mpaminany, sy ny an’i Adô mpahita, momba ny tetiaram-pirazanana? Niady mandrakariva i Rôbôama sy i Jerôbôama.
Notendreny, araka ny nandaharan’i Davida rainy azy, ny antokon’ny mpisorona ho amin’ny fanompoany, sy ny Levita ho amin’ny anjara raharahany, hankalaza an’i Iaveh sy hanao fanompoana eo anoloan’ny mpisorona, araka ny fandaharana ny andro isany, ary ny mpiandry varavarana ho an’ny isam-baravarana araka ny antokony avy, fa toy izany no nandaharan’i Davida, olon’Andriamanitra, azy.
Izao no tso-drano nataon’i Môizy, olon’Andriamanitra, tamin’ny zanak’i Israely, talohan’ny nahafatesany.
Koa aoka àry ianao, ry olon’Andriamanitra, handositra izany zavatra izany, fa hikatsaka fahamarinana, fahazotoa-mivavaka, finoana, fitiavana, faharetana, fahalemem-panahy.
Ary nisy olon’Andriamanitra anankiray tonga tao amin’i Helì ary nilaza taminy hoe: «Izao no lazain’i Iaveh: Tsy efa niseho mazava tamin’ny ankohonan-drainao va Aho, fony izy mbola tany Ejipta tao an-tranon’i Faraôna?