2Tantara 10:15 - Baiboly Katolika
Dia tsy nihaino ny vahoaka ny mpanjaka, satria izany no hevitra nataon’Andriamanitra hahatanteraka ilay teny nolazain’i Iaveh tamin’ny alalan’i Ahiasa avy any Silô tamin’i Jerôbôama zanak’i Nabata.
Jereo ny toko
Dia tsy nihaino ny olona ny mpanjaka, fa fitondrana avy tamin’Andriamanitra izany zavatra izany, mba hahatanteraka ny teniny izay nampilazainy an’i Ahia silonita tamin’i Jeroboama, zanak’i Nebata.
Jereo ny toko
Koa tsy nankatò ny fitakian’ny vahoaka ny mpanjaka; fa ny TOMPO no nahatonga izany zavatra izany hahatanteraka ny fampanantenana izay nampilazainy an’i Ahià avy any Silao tamin’i Jerôbohama zanakalahin’i Nebata.

Ka dia tsy nihaino ny olona ny mpanjaka, fa avy tamin’Andriamanitra izany zavatra izany hahatanteraka ny teniny izay nampilazainy an’i Ahia Silonita tamin’i Jeroboama, zanak’i Nebata.
Jereo ny toko
Ka dia tsy nihaino ny olona ny mpanjaka, fa avy tamin'Andriamanitra izany zavatra izany hahatanteraka ny teniny izay nampilazainy an'i Ahia Silonita tamin'i Jeroboama,zanak'i Nebata.