I Akaza niteraka an’i Joada, i Joada niteraka an’i Alamata, i Azmota ary i Zamrì, i Zamrì niteraka an’i Mosà,
1Tantara 9:42 - Baiboly Katolika I Akaza niteraka an’i Jarà, i Jarà niteraka an’i Alamata, i Azmota ary i Zamrì; i Zamrì niteraka an’i Mosà. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 I Ahaza no niteraka an’i Jara; i Jara no niteraka an’i Alemeta sy i Azmaveta ary i Zimry; i Zimry no niteraka an’i Moza; DIEM PROTESTANTA I Ahaza no ray niteraka an’i Jahirà; i Jahirà, ray niteraka an-dry Halemeta sy i Hazmavety ary i Zimrỳ; i Zimrỳ, ray niteraka an’i Môtsà; Dikateny Iombonana Eto Madagasikara I Ahaza no ray niteraka an’i Jahirà; i Jahirà, ray niteraka an-dry Halemeta sy i Hazmavety ary i Zimrỳ; i Zimrỳ, ray niteraka an’i Môtsà; Baiboly Protestanta Malagasy Ary Ahaza niteraka an’i Jara; ary Jara niteraka an’i Alemeta sy Azmaveta ary Zimry; ary Zimry niteraka an’i Moza; Malagasy Bible Ary Ahaza niteraka an'i Jara; ary Jara niteraka an'i Alemeta sy Azmaveta ary Zimry; ary Zimry niteraka an'i Moza; La Bible en Malgache I Ahaza no niteraka an’i Jara; i Jara no niteraka an’i Alemeta sy i Azmaveta ary i Zimry; i Zimry no niteraka an’i Moza; |
I Akaza niteraka an’i Joada, i Joada niteraka an’i Alamata, i Azmota ary i Zamrì, i Zamrì niteraka an’i Mosà,