Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




1Tantara 9:40 - Baiboly Katolika

Zanaka lahin’i Jonatàna: i Meribaala niteraka an’i Mikà,

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

Ny zanakalahin’i Jonatana dia i Meribaala; i Meribaala no niteraka an’i Mika.

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

Ny zanakalahin’i Jônatàna dia i Meribahala; i Meribahala no ray niteraka an’i Mikà.

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

Ny zanakalahin’i Jônatàna dia i Meribahala; i Meribahala no ray niteraka an’i Mikà.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

Ary ny zanakalahin’i Jonatana dia Meribala; ary Meribala niteraka an’i Mika.

Jereo ny toko

Malagasy Bible

Ary ny zanakalahin'i Jonatana dia Meribala, ary Meribala niteraka an'i Mika.

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

Ny zanakalahin’i Jonatana dia i Meribaala; i Meribaala no niteraka an’i Mika.

Jereo ny toko



1Tantara 9:40
4 Rohy Ifampitohizana  

I Jônatasy zanak’i Saola, dia nanan-janaka malemy tongo-droa. Dimy taona io zaza io, no tonga avy any Jezraela, ny filazana ny amin’i Saola sy i Jônatasy hoe maty, ka nentin’ny mpitaiza azy nandositra izy; noho ny firotorotoan’izy io loatra teny am-pandosirana anefa dia potraka ny zaza ka nalemy tongotra. Mifibôseta no anarany


I Nera niteraka an’i Kisa, i Kisa niteraka an’i Saola, i Saola niteraka an’i Jonatàna, i Melkisa, i Abinadaba, ary i Esbaala.


zanaka lahin’i Mikà: i Fitôna, i Meleka, i Taraà.