1Tantara 9:37 - Baiboly Katolika i Gedôra, i Ahiao, i Zakaria, ary i Mekalôta. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Gedora, i Ahio, i Zakaria ary i Miklota. DIEM PROTESTANTA sy i Gedôra mbamin’i Ahiao sy i Zakarià ary i Miklôta. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara sy i Gedôra mbamin’i Ahiao sy i Zakarià ary i Miklôta. Baiboly Protestanta Malagasy dia Gedora, dia Ahio, dia Zakaria, dia Miklota. Malagasy Bible dia Gedora, dia Ahio, dia Zakaria, dia Miklota. La Bible en Malgache i Gedora, i Ahio, i Zakaria ary i Miklota. |
I Make lôta niteraka an’i Samaana. Nitoetra teo anilan’ny rahalahiny koa izy ireo tao Jerosalema niaraka tamin’ny rahalahiny.