Loham-pianakaviana ireo, samy loholona araka ny fiaviam-pianakaviany, ary nonina tao Jerosalema.
1Tantara 9:34 - Baiboly Katolika Ireo no lohan’ny fianakavian’ny Levita, filohany araka ny taranany, ary nonina tao Jerosalema. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ireo dia lohan’ny fianakaviana tamin’ny levita araka ny firazanany avy, dia samy loholona. Ireo no nonina tany Jerosalema. DIEM PROTESTANTA Ireo àry no loham-pianakaviana teo amin’ny levita, dia loham-pianakaviana ho an’ny taranany avy, ary nonina tao Jerosalema. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ireo àry no loham-pianakaviana teo amin’ny levita, dia loham-pianakaviana ho an’ny taranany avy, ary nonina tao Jerosalema. Baiboly Protestanta Malagasy Ireo dia lohan’ny fianakaviana tamin’ny Levita araka ny firazanany avy, dia samy loholona. Ireo no nonina tany Jerosalema. Malagasy Bible Ireo dia lohan'ny fianakaviana tamin'ny Levita araka ny firazanany avy, dia samy loholona. Ireo no nonina tany Jerosalema. La Bible en Malgache Ireo dia lohan’ny fianakaviana tamin’ny levita araka ny firazanany avy, dia samy loholona. Ireo no nonina tany Jerosalema. |
Loham-pianakaviana ireo, samy loholona araka ny fiaviam-pianakaviany, ary nonina tao Jerosalema.
ary ny rahalahin’izy ireo, izay loham-pianakaviany avy, dia nisy lehilahy mahery 1.760 mba hanatanteraka ny fanompoana ao amin’ny tranon’Andriamanitra.
Ireo no mpihira, lohan’ny fianakavian’ny Levita nitoetra tamin’ny efitrano, afaka tamin’ny raharaha hafa, satria tsy maintsy eo amin’ny raharahany andro aman’alina.