Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




1Tantara 9:15 - Baiboly Katolika

i Bakbakara, i Heresa, i Galala, i Matanià, zanak’i Mikà zanak’i Zekri zanak’i Asafa;

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

i Bakbakara, i Haresy, i Galala ary Matania, zanak’i Mika, zanak’i Zikry, zanak’i Asafa;

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

i Bakboko, zanakalahin’i Heresa sy zafin’i Galala; i Matanià, zanakalahin’i Mikà sy zafin’i Zikrỳ ary zafiafin’i Asafa;

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

i Bakboko, zanakalahin’i Heresa sy zafin’i Galala; i Matanià, zanakalahin’i Mikà sy zafin’i Zikrỳ ary zafiafin’i Asafa;

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

ary Bakbakara sy Haresy sy Galala sy Matania, zanak’i Mika, zanak’i Zikry, zanak’i Asafa,

Jereo ny toko

Malagasy Bible

ary Bakbakara sy Haresy sy Galala sy Matania, zanak'i Mika, zanak'i Zikry, zanak'i Asafa,

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

i Bakbakara, i Haresy, i Galala ary Matania, zanak’i Mika, zanak’i Zikry, zanak’i Asafa;

Jereo ny toko



1Tantara 9:15
11 Rohy Ifampitohizana  

Nanam-paniriana i Davida ka nanao hoe: «Iza no mba hampisotro ahy rano avy amin’ny famorian-drano eo am-bavahadin’i Betlehema?»


Tamin’ny taranak’i Simeôna, 7.100 lahy, samy lehilahy mahery an’ady.


Avy amin’ny Danita 28.600 lahy vonon-kiady.


Amin’ny zanaka lahin’i Asafa: i Zakora, i Josefa, i Natanià ary i Asarelà, ireo no zanaka lahin’i Asafa, tarik’i Asafa, naminany araka ny didy avy amin’ny mpanjaka.


I Asafa rahalahiny izay nitsangana teo ankavanany: i Asafa zanak’i Barakiasa zanak’i Samà


Ny tamin’ny Levita: i Semeià zanak’i Hasoba zanak’i Ezrikama zanak’i Hasebià, tamin’ny taranak’i Merarì;


i Obadià zanak’i Semeià zanak’i Galala zanak’Iditona; i Barakià zanak’i Asà zanak’i Elkanà, izay nonina tao an-tanànan’ny Netôfatianina.


Hanàna, Mikà, Rohoba, Hasebiasa,


i Mataniasa zanak’i Mikà zanak’i Zebedey zanak’i Asafa, ilay lehibe mpiventy ny hira fiderana amin’ny fivavahana; i Bekbekiasa ilay nanarakaraka teo amin’ireo rahalahiny, sy i Abdà zanak’i Samoà zanak’i Galala zanak’i Isditòna.


Ny mpifehy ny Levita tao Jerosalema, dia i Azỳ zanak’i Banỳ zanak’i Hasabiasa zanak’i Mataniasa zanak’i Mikà, anisan-taranak’i Asafa, ireo mpihira niadidy ny fanompoana ao an-tranon’Andriamanitra.


Zanaka lahin’Isaara: i Kôre, i Nefaga ary i Zekri.