1Tantara 8:9 - Baiboly Katolika I Hodesa vadiny no niterahany an’i Jôbaba, i Sebià, i Mosà, i Molkôma, i Jehosa, i Sekià ary i Marmà. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 I Hodesy vadiny no niterahany an’i Jobaba, i Ziba, i Mesa, i Malkama, DIEM PROTESTANTA ka ireto avy no naterany tamin’i Hodesy vadiny: i Jôbaba sy i Tsibià, i Mesà sy i Malkama Dikateny Iombonana Eto Madagasikara ka ireto avy no naterany tamin’i Hodesy vadiny: i Jôbaba sy i Tsibià, i Mesà sy i Malkama Baiboly Protestanta Malagasy Ary Hodesy vadiny no niterahany an’i Jobaba sy Ziba sy Mesa sy Malkama Malagasy Bible Ary Hodesy vadiny no niterahany an'i Jobaba sy Ziba sy Mesa sy Malkama La Bible en Malgache I Hodesy vadiny no niterahany an’i Jobaba, i Ziba, i Mesa, i Malkama, |
Niteraka tao amin’ny tanin’i Moaba, i Saharaima, taorian’ny nisaorany an’i Hosima sy i Barà, vadiny.