Nanan-janaka enin-dahy i Asela ka ireto avy no anarany: Ezrikama, Bôkro, Ismaela, Sarià, Obadià ary Hanàna: zanak’i Asela avokoa ireo.
1Tantara 8:39 - Baiboly Katolika Zanaka lahin’i Eseka rahalahiny: i Olama lahimatoany, i Jehosa faharoa, ary i Elifaleta fahatelo. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny zanakalahin’i Eseka rahalahiny dia i Olama, lahimatoa, sy i Jeosy, lahiaivo, ary i Elifeleta, faralahy. DIEM PROTESTANTA Ny zanakalahin’i Hesèka rahalahin’i Atsela kosa dia i Olama no lahimatoa, i Jehisa no lahiaivo ary i Elifelety no faralahy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny zanakalahin’i Hesèka rahalahin’i Atsela kosa dia i Olama no lahimatoa, i Jehisa no lahiaivo ary i Elifelety no faralahy. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny zanakalahin’i Eseka rahalahiny dia Olama, lahimatoa, sy Jeosy, lahiaivo, ary Elifeleta, faralahy. Malagasy Bible Ary ny zanakalahin'i Eseka rahalahiny dia Olama, lahimatoa, sy Jeosy, lahiaivo, ary Elifeleta, faralahy. La Bible en Malgache Ny zanakalahin’i Eseka rahalahiny dia i Olama, lahimatoa, sy i Jeosy, lahiaivo, ary i Elifeleta, faralahy. |
Nanan-janaka enin-dahy i Asela ka ireto avy no anarany: Ezrikama, Bôkro, Ismaela, Sarià, Obadià ary Hanàna: zanak’i Asela avokoa ireo.
Ny zanaka lahin’i Olama dia lehilahy mahery sady mpandefa zana-tsipìka; ary nanan-janaka lahy aman-jafy maro izy ireo, dia 150. Ireo rehetra ireo dia taranak’i Benjamina avokoa.