Ary i Jesbì-Benôba, ny iray amin’ny zana-dRafà - ny lefony dia lanjana 300 sikla varahina ary sabatra vaovao no voafehy teny aminy - dia efa namoaka teny hamono an’i Davida.
1Tantara 8:37 - Baiboly Katolika i Mosà niteraka an’i Banaà, i Rafà zanany, i Falsà zanany, i Asela zanany. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Moza no niteraka an’i Binea; i Rafa no zanakalahin’i Binea, i Elasa no zanakalahin’i Rafa, i Azela no zanakalahin’i Elasa. DIEM PROTESTANTA i Môtsà, ray niteraka an’i Binehà. I Rafà no zanakalahin’i Binehà; i Elehasà no zanakalahin’i Rafà; ary i Atsela no zanakalahin’i Elehasà. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Môtsà, ray niteraka an’i Binehà. I Rafà no zanakalahin’i Binehà; i Elehasà no zanakalahin’i Rafà; ary i Atsela no zanakalahin’i Elehasà. Baiboly Protestanta Malagasy ary Moza niteraka an’i Binea; Rafa no zanakalahin’i Binea, Elasa no zanakalahin’i Rafa, Azela no zanakalahin’i Elasa Malagasy Bible ary Moza niteraka an'i Binea; Rafa no zanakalahin'i Binea, Elasa no zanakalahin'i Rafa, Azela no zanakalahin'i Elasa La Bible en Malgache i Moza no niteraka an’i Binea; i Rafa no zanakalahin’i Binea, i Elasa no zanakalahin’i Rafa, i Azela no zanakalahin’i Elasa. |
Ary i Jesbì-Benôba, ny iray amin’ny zana-dRafà - ny lefony dia lanjana 300 sikla varahina ary sabatra vaovao no voafehy teny aminy - dia efa namoaka teny hamono an’i Davida.
I Akaza niteraka an’i Joada, i Joada niteraka an’i Alamata, i Azmota ary i Zamrì, i Zamrì niteraka an’i Mosà,
Nanan-janaka enin-dahy i Asela ka ireto avy no anarany: Ezrikama, Bôkro, Ismaela, Sarià, Obadià ary Hanàna: zanak’i Asela avokoa ireo.