1Tantara 8:10 - Baiboly Katolika Ireo no zanany lahy, loham-pianakaviana. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 i Jeoza, i Sakia ary i Mirma. Ireo no zanany lahy, samy loham-pianakaviany avy. DIEM PROTESTANTA i Jehotsy mbamin’i Sakeià ary i Mirmà. Ireo zanakalahin’i Saharaîma ireo dia samy lohan’ny fianakaviany avy. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara i Jehotsy mbamin’i Sakeià ary i Mirmà. Ireo zanakalahin’i Saharaîma ireo dia samy lohan’ny fianakaviany avy. Baiboly Protestanta Malagasy sy Jeoza sy Sakia ary Mirma. Ireo no zanani-lahy, samy lohan’ny fianakaviany avy. Malagasy Bible sy Jeoza sy Sakia ary Mirma. Ireo no zananilahy, samy lohan'ny fianakaviany avy. La Bible en Malgache i Jeoza, i Sakia ary i Mirma. Ireo no zanany lahy, samy loham-pianakaviany avy. |
I Hodesa vadiny no niterahany an’i Jôbaba, i Sebià, i Mosà, i Molkôma, i Jehosa, i Sekià ary i Marmà.