Ka dia notendren’ny Levita i Hemàna zanak’i Joela, ary tamin’ireo rahalahiny i Asafa zanak’i Barakiasa; tamin’ny taranak’i Merarì rahalahiny, i Etana zanak’i Kôsaià;
1Tantara 6:24 - Baiboly Katolika I Asafa rahalahiny izay nitsangana teo ankavanany: i Asafa zanak’i Barakiasa zanak’i Samà Baiboly Protestanta Malagasy 2011 I Asafa rahalahiny, izay nijoro teo ankavanany: I Asafa, zanakalahin’i Berekia, zanakalahin’i Simea, DIEM PROTESTANTA Teo ankavanan’i Hemàna no nipetrahan’i Asafa mpiventy hira namany. I Asafa dia zanakalahin’i Berekià sy zafin’i Simehà Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Teo ankavanan’i Hemàna no nipetrahan’i Asafa mpiventy hira namany. I Asafa dia zanakalahin’i Berekià sy zafin’i Simehà Baiboly Protestanta Malagasy Ary Asafa rahalahiny, izay nitsangana teo amin’ny ankavanany, dia Asafa, zanakalahin’i Berekia, zanakalahin’i Simea, Malagasy Bible Ary Asafa rahalahiny, izay nitsangana teo amin'ny ankavanany, dia Asafa, zanakalahin'i Berekia, zanakalahin'i Simea, La Bible en Malgache I Asafa rahalahiny, izay nijoro teo ankavanany: I Asafa, zanakalahin’i Berekia, zanakalahin’i Simea, |
Ka dia notendren’ny Levita i Hemàna zanak’i Joela, ary tamin’ireo rahalahiny i Asafa zanak’i Barakiasa; tamin’ny taranak’i Merarì rahalahiny, i Etana zanak’i Kôsaià;
dia i Asafa filohany, i Zakaria faharoa, dia i Jahiela, i Semiramôta, i Jehiela, i Matatiasa, i Eliaba, i Banaiasa, i Obededôma ary i Jehiela, izay nanan-java-maneno, lokanga, harpa, ary i Asà nampaneno ny kipantsona,
Salamon’i Asafa. Miteny Andriamanitra, Elohima, Iaveh, manainga ny tany, hatramin’ny fiposahan’ny masoandro, ka hatramin’ny filentehany.