1Tantara 5:41 - Baiboly Katolika Ary i Josedeka dia lasa natao sesitany, nony nampanalain’i Iaveh, hoentin-ko babo tamin’ny alalan’i Nabokodonozora i Jodà sy i Jerosalema. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Lasa nandeha koa i Jozadaka nony voatolotry NY TOMPO ho babon’i Nebokadnezara ny Joda sy Jerosalema. DIEM PROTESTANTA Ary i Jôtsadaky dia lasan-ko babo rehefa natolotry ny TOMPO ho babon’i Nebokadnetsara ny mponin’i Joda sy i Jerosalema. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ary i Jôtsadaky dia lasan-ko babo rehefa natolotry ny TOMPO ho babon’i Nebokadnetsara ny mponin’i Joda sy i Jerosalema. Baiboly Protestanta Malagasy ary dia lasan-ko babo Jozadaka, nony voatolotr’i Jehovah ho babon’i Nebokadnezara ny Joda sy Jerosalema. La Bible en Malgache Lasa nandeha koa i Jozadaka nony voatolotry NY TOMPO ho babon’i Nebokadnezara ny Joda sy Jerosalema. |