Baiboly an-tserasera

dokam-barotra


Ny Baiboly manontolo Testamenta Taloha Testamenta Vaovao




1Tantara 5:36 - Baiboly Katolika

i Johanàna niteraka an’i Azariasa, izay nanao ny fisoronana tao amin’ny trano nataon’i Salômôna, tany Jerosalema.

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

i Johanana no niteraka an’i Azaria, ilay nanao fisoronana tao amin’ny trano nataon’i Solomona tany Jerosalema;

Jereo ny toko

DIEM PROTESTANTA

i Johanàna, ray niteraka an’i Hazarià (ity Hazarià ity no nanao fisoronana tao amin’ny tempoly izay naorin’i Salômôna tao Jerosalema);

Jereo ny toko

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

i Johanàna, ray niteraka an’i Hazarià (ity Hazarià ity no nanao fisoronana tao amin’ny tempoly izay naorin’i Salômôna tao Jerosalema);

Jereo ny toko

Baiboly Protestanta Malagasy

ary Johanana niteraka an’i Azaria (ilay nanao fisoronana tao amin’ny trano nataon’i Solomona tany Jerosalema);

Jereo ny toko

La Bible en Malgache

i Johanana no niteraka an’i Azaria, ilay nanao fisoronana tao amin’ny trano nataon’i Solomona tany Jerosalema;

Jereo ny toko



1Tantara 5:36
0 Rohy Ifampitohizana