1Tantara 5:29 - Baiboly Katolika Zanak’i Amrama: i Aarôna, i Môizy ary i Maria. Zanaka lahin’i Aarôna: i Nadaba, i Abiò, i Eleazara ary i Itamara. Baiboly Protestanta Malagasy 2011 Ny zanak’i Amrama dia i Arona sy i Mosesy ary i Miriama. Ny zanakalahin’i Arona dia i Nadaba, i Abiho, i Eleazara ary Itamara. DIEM PROTESTANTA Ny zanakalahin’i Hamràma dia i Aharôna sy i Mosesy; ary ny zanakavaviny dia i Miriama. Ny zanakalahin’i Aharôna dia i Nadaba sy i Abihò ary i Elehazara sy i Itamara. Dikateny Iombonana Eto Madagasikara Ny zanakalahin’i Hamràma dia i Aharôna sy i Mosesy; ary ny zanakavaviny dia i Miriama. Ny zanakalahin’i Aharôna dia i Nadaba sy i Abihò ary i Elehazara sy i Itamara. Baiboly Protestanta Malagasy Ary ny zanak’i Amrama dia Arona sy Mosesy ary Miriama. Ny zanakalahin’i Arona dia Nadaba sy Abiho sy Eleazara ary Itamara. La Bible en Malgache Ny zanak’i Amrama dia i Arona sy i Mosesy ary i Miriama. Ny zanakalahin’i Arona dia i Nadaba, i Abiho, i Eleazara ary Itamara. |